• Tsy nahatratra ny naoty, araka ny fenitra takiana, i Madagasikara momba ny fitokisan'ny vahoaka ny mpitondra. Handray fepetra momba ny politikam-panjakana manoloana izany, ny fitondrana malagasy... • Hiteraka fikorontanan'ny vanim-poam-pahavaratra ho avy eto Madagasikara ny tranga “El Nino”, hoy ny avy amin'ny Météo. Hisy ny fisorohana mialoha ny voka-dratsy sy ny fiantraikan'izany... • Hafindran'ny Kaominina Antananarivo ireo mpivarotra manamorona ny farihin'i Behoririka, ho fandaminana ny tanana. Misy amin'izy ireo anefa no tsy manaiky, raha hesorina tanteraka eny an-toerana...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 5 ôktôbra 2026

• Notanterahina omaly teo amin'ny kianja Lycée Technique Marie Auxiliatrice Ivato, ny famaranana ny fankalazana ny faha-40 taona nahatongavan'ny Masera Filles de Marie Auxiliatrice teto Madagasikara... • Fankalazana maro sosona no notanterahina tao amin'ny Arsidiosezin'Antsiranana omaly... • Tanim-boaloboka tsy maintsy kolokoloina amim-pahamarinana ny Eglizy, hoy ny Papa Léon XIV omaly, nandritra ny vavaka Angelus...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...