• Nanakoako tao amin'ny fihaonambe an-tampony fahatelo eo amin'i Rosia sy Afrika indray omaly, ny teny malagasy, nandritra ny lahatenin'ny Filohan'ny Fanavaozana… • Namondron-kery ny fikambanana sy antoko politika maromaro ka nanangana ny Vondrona Ampefiloha, ary milaza ny hitondra soso-kevitra amin'ny fikaonandoham-pirenena… • Ho tapaka amin'ny ampahany ny lalana eny amin'ny Tranombokim-pirenena Anosy mihazo ny hopitaly HJRA anio maraina, noho ny diabe fanentanana amin'ny ady amin'ny homamiadan'ny nono…