♦ .Nihaona tamin'Andriamatoa Vladmir Poutine tao amin'ny Kremelin ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara. Nosokajian'i Rosia ho mpiara-miombon'antoka manan-danja amin'ny fananganana lamina eran-tany i Madagasikara.. ♦ .Mikaroka ireo raharaha vaventy amin'ny fanaovana kolikoly eto Madagasikara ny Bianco ankehitriny. Nambaran'ny Tale jeneraly omaly fa havoaka ny tatitry ny fanadihadiana momba izany.. ♦ Namoaka fanambaràna momba ny ady amin'ny aretina lefakozatra eto Madagasikara ny Vaomieran'ny Eveka misahana ny Fahasalamana...

[Miara-dàlana] Zoma 30 ôktôbra 2026

• Namoaka fanambarana ny Vaomieran'ny Eveka misahana ny Fahasalamana, momba ny naoty avy amin'ny Minisiteran'ny Fahasalamana mahakasika ny ady amin'ny aretina lefakozatra…• Feno 10 taona ny EKAR Notre-Dame de Rose Antanandava any amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina… • Antsoina ho lasa kolontsaina ny finoana hahakasika ny olona tsirairay, io no fampianarana nentin'ny Papa Léon XIV, nandritra ny Audience Générale ny alarobia lasa teo…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...