♦Tsy misy antenaina intsony ny hanenjehana ara-pitsaràna ireo mpitondra ambony teo aloha, hoy ny Pastera Edouard Tsarahame. Nambarany fa efa tsy eto intsony izy ireo, vao eken'ny HCC ny fahafahana manenjika ... ♦ Hamafisina ny sakana tsy hidiran'ny aretina Ebola eto Madagasikara. Handraisana fepetra ireo olona miditra eto Madagasikara avy any amin'ireo firenena misy ny mararin'ny valan'aretina manomboka izao... ♦ Laharana faha-37 i Madagasikara tamin'ilay fiadiana ny tompon-daka eran-tany eo amin'ny baolina kitra ho an'ny latsaky ny 15 taona zazalahy natao tany Azerbaidjan ; fandresena 8 tamin'ny lalao 10 no azon'ny Barea...