♦ Mahatratra 3 tapitrisa Dôlara ankehitriny ny tombom-barotry ny kaompaniam-pitanterana Malagasy Air Madagascar, efa manomboka miarindoha ankehitriny ity orinasam-panjakana ity ankehitriny... ♦ Nanome toky ny vadin'ny Filohan'ny Fanavaozana, Elisa Randrianirina, fa hanohy hatrany ny asa fanasoavana ny mpiara-belona, amin'ny alalan'ny fikambanana FANJIRY. Anjaran'ny mponina teny Avaradrano no nisitraka asa sôsialy sy fanampiana ny faran'ny herinandro teo... ♦ Tsy hamaha olana eto amin'ny Firenena velively fa fitadiavana seza fotsiny ny an'ireo antoko politika, mitaky ny hisian'ny dinika hametrahana fifanarahana politika...