♦ Nampahafantarina omaly ny daty hanatanterahana ny JMJ Mada andiany faha-11, izay hotanterahana any Toamasina... ♦ Natolotra tamin'ny fomba ôfisialy tetsy amin'ny CCI Ivato, ireo fehin-kevitra voaangona tamin'ilay dinika fakan-kevitra voalohany nataon'ny Filohan'ny Fanavaozana teny amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha ny volana septambra lasa teo... ♦ Hosokafana amin'ny fomba ôfisialy rahampitso talata 10 novambra 2026, ny herinandro fankalazana ny faha-160 taona ny gazety Malagasy... ♦ Olona 7 isa no namoy ny ainy ary nahatratra 112 ireo naratra nandrindra ny fifandonana fiaran-dalamby roa tany Caire-Atsimon'i Egypte...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 16 novambra 2026

• Mahaiza miaina amim-pilaminana ary samia manao tsara ny asany. Io no hafatra nanentanan'ny Fivondronamben'ny Evekan'i Madagasikara ny mpino rehetra, taorian'ny Fivoriambe izay notanterahin'izy ireo teto Antananarivo… • Nifarana omaly ny Fihaonamben'ny Pretra Diosezanina, izay notanterahana tany amin'ny Diosezin'Antsirabe. Pretra 1126 no niatrika izany… • Làlana iray itomboana ny aretina, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...