♦ Nifarana omaly rehefa naharitra telo andro tany Antsirabe ny fihaonam-ben'ny Pretra Diôseziana manerana an'i Madagasikara. Pretra miisa 1.107 no nanatrika izany... ♦ Nisy nisompatra ny foto-drafitr'asa an'ny JIRAMA eto Antananarivo sy Toamasina. Fampiasana ny orinasa ho fitaovana hanakorontanana ny Firenena no miseho hoy ny tale jeneraliny tamin'ny fanambaràna...♦ Lehilahy 22 isa no nosamborina omaly, vokatry ny korontana sy herisetra niseho, nandritry ny fitokonan'ireo mpitondra Cyclo-pousse tany Antsirabe ny sabotsy teo. Hatolotra ny fampanoavana izy ireo, aorian'ny fanadihadiana...