♦ Manohy ny fanombanany ny toe-draharaha pôlitika eto Madagasikara ny iraky ny SADC sy ny Vondrona Afrikàna. Mitohy amin'ity herinandro ity ny fihaonan'izy ireo amin'ireo ankolafin-kery eto amin'ny Firenena... ♦ Hahaleotena ara-bola amin'ny taona 2028 ny JIRAMA. Efa ao  anatin'ny fanatanterahana ny drafi-panarenana ity orinasam-panjakana ity isika hoy ny Minisitry ny toekarena sy ny fitantanam-bola... ♦ Misokatra androany ny fotoam-piotazana Letchi any amin'ny Faritra atsimo-atsinanana. Takiana ny fandoavana ny "ristourne" ho an'ny vokatra hamidy ivelan'ny faritra...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 16 novambra 2026

• Mahaiza miaina amim-pilaminana ary samia manao tsara ny asany. Io no hafatra nanentanan'ny Fivondronamben'ny Evekan'i Madagasikara ny mpino rehetra, taorian'ny Fivoriambe izay notanterahin'izy ireo teto Antananarivo… • Nifarana omaly ny Fihaonamben'ny Pretra Diosezanina, izay notanterahana tany amin'ny Diosezin'Antsirabe. Pretra 1126 no niatrika izany… • Làlana iray itomboana ny aretina, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...