• Nisokatra nanomboka androany ny fisoratana anarana ho an'ireo tanora eto Madagasikara, maniry hiatrika ny JMJ hotanterahina any Seoul… • Tsy anavahana sokajy ny fampiharana ny lalàna eo amin'ny asa fitaterana, hoy ny Minisitry ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetrandro, Herizo Andrianavalona… • Hitondra famakafakana momba ny lalaon'ny Barea rahampitso, ny mpamakafaka baolina kitra, Fenosoa Razafimamonjy…