♦ Olona 37isa no matin'ny lozam-pifamoivoizana tany Antsohihy sy Ianabinda Distrikan'i Betroka, omaly hariva sy androany maraina. Nampivarahontsana ny zava-nisy tamin'ireo tranga roa ireo... ♦ Naato vonjimaika ny fandefasana tanora Malagasy hiofana arak'asa any amin'ny Repoblikan'i Tatarstan any amin'ny federasion'i Rosia. Nitondra fanazavàna momba izany ny fikambanana ARM... ♦ Hiatrika lalao ho an'ny fifanitsanana CAN 2027 indray ny Barean'i Madagasikara, anio hariva. Mila mitady fandresena manoloana an'i Guinée Bissau ny Malagasy, raha mbola hanantena ho tafita...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 16 novambra 2026

• Mahaiza miaina amim-pilaminana ary samia manao tsara ny asany. Io no hafatra nanentanan'ny Fivondronamben'ny Evekan'i Madagasikara ny mpino rehetra, taorian'ny Fivoriambe izay notanterahin'izy ireo teto Antananarivo… • Nifarana omaly ny Fihaonamben'ny Pretra Diosezanina, izay notanterahana tany amin'ny Diosezin'Antsirabe. Pretra 1126 no niatrika izany… • Làlana iray itomboana ny aretina, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...