• Hanomboka rahampitso ny ivon'ny fankalazana ny faha-60 taonan'ny Vondron'asa matihanina mpanara-maso ny varotra sy ny fifaninanana ao amin'ny Minisiteran'ny Varotra sy ny Fanjifana. Mikarakara ny hetsika ny sendika SACCM… • Mitohy ny sehatr'asan'ny FAFIALA amin'ny fampandrosoana. Mamory ireo mpisehatra rehetra amin'ny lalam-piariana landy avy amin'ny faritra samihafa ny Foibe… • Nalain'ny fitondram-panjakana tany Antohihy tamin'ny fiaramanidina, hotsaboina eto an-drenivohitra, ireo naratra tamin'ilay lozam-pifamoivoizana nitranga androany maraina tamin'ny lalam-pirenena faha-6…