♦ Nandefa hafatra fiaraha-miory sy fanentanana ny olona mba hiara-hiombom-bavaka ho an'ireo niharam-boina namoy ny ainy sy naratra tamin'ny lozam-pifamoivoizana nitranga tany Betroka sy Antsohihy ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara... ♦ Andeha mivantana amin'ny haino aman-jerim-panjakana ary misokatra ho an'ny rehetra ny fahafahana manatrika ny raharaham-pitsarana tsingerin-taona maintin'Ambohimalaza izay tanterahina eny amin'ny porte-4, Fitsarana Anosy... ♦ Tapitra hatreo ny lalan'ny Barea amin'ny fahafahana miatrika ny lalao fiadian-toerana ho an'ny Can-2027...