• Tsy vita androany fa mbola hitohy rahampitso alakamisy ny fihainoana ireo olona folo voapanga, tamin'ilay raharaha “Tsingerin-taona mainty” teny Ambohimalaza, tamin'ny 14 jona 2025… • Nametra-panontaniana sy nitondra fanamarihana tamin'ny tsy nandraisan'ny Minisiteran'ny Varotra anjara tamin'ny raharaha Ambohimalaza, ny Praminisitra Mamitiana Rajaonarison… • Misy lamina vaovao nentin'ny Holafitry ny Farmasiana ho an'ny fiandrasan-drahraha ao Antananarivo Renivohitra, manomboka amin'ny 21 novambra 2026…