♦ Miofana manamafy ny traik'efany ireo vehivavy mpandraharaha Malagasy eto Madagasikara. Hetsika tafiditra anatin'ny fandaharan'asan'ny Sampandraharaha Frantsay momba ny Fampandrosoana AFD... ♦ Miantso ny Filohan'ny Fanavaozana hijery akaiky ny olana mahazo ireo tantsaha mpamboly ORGE eto Madagasikara. Mangataka amin'ireo manam-pahefana eny Ifotony mba hijery akaiky ny toe-draharaha misy azy ireo ankehitriny amin'ny faritra maro... ♦ Voarafitra ary nampahafantarina omaly ny SESAM, fitaovana afahana mandray fanapahan-kevitra momba ny sehatry ny rano, fidiovana sy fahadiovana...