• Norombahan'i Madagasikara ny anaram-boninahitra tompon-daka eran-tany amin'ny tsipy kanetibe, ho an'ny olona telo miaraka ho an'ny lehilahy, natao tany Thaillande… • Tsy eto an-tanindrazana ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika. Mivahiny any Djibouti, noho ny fanasan'ny filohan'ity firenena ity, nanomboka androany izy sy ny delegasiona miara-dia aminy… • Mahaleo tena ara-bary i Madagasikara, rehefa mahatratra 3 taonina isaky ny hekitara ny voka-bary eto amintsika. Izay no nambaran'ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fahaleovantena ara-tsakafo, raha nitatitra ny zava-bitan'ny minisitera tantanany izy…