♦ Nolavin'ny HCC fanindroany indray ny fitoriana faharoa nataon'ny kandidà ho Filoham-pirenena, Andry Raobelina sy ny antoko ARB, izay mangataka ny hanemorana ny fifidianana izay ho Filoham-pirenena... ♦ "Ny rariny henjan-doatra manjary hadisoana", hoy ny fikambanana Grand Sud-Est androany, ka miantso fifampidinihana manoloana ny raharaham-pirenena ankehitriny, ity fikambanana ity... ♦ Avotra soa aman-tsara, rehefa nitsambikina avy teo an-davarangana, ny olona iray tavela tamin'ilay trano may teny Mahamasina. Kila tsy nisy noraisina ny entana tao an-trano...

[audio src="/images/sounds/jsr-20231025.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Alatsinainy 12 ôktôbra 2026

• Notontosaina ny sabotsy 10 ôktôbra 2026 ny Ivon'ny Fankalazana ny faha-30 taonan'ny Radio Don Bosco... Nampirisika ny mpino rehetra hanatanteraka ny vavaka Raozery isan-tonkantrano ny avy eo anivon'ny Ekipan'ny Raozery Nasionaly... • Nanentana antsika ny Ray masina mba hizara ny hafaliana tena izy...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...