♦ Tsy voatery ho mpiasam-panjakàna intsony ireo hotendrena PDS hitantana Kaominina tsy manana ben'ny tanàna. Mbola afaka mirotsaka ho fidiana izy ireo, raha ny voarakitry ny lalàna vaovao mifehy izany, nolaniana teny Tsimbazaza, omaly... ♦ Efa nisy ny fifampiresahana tamin'ny vondron'ny mpampiasa ho an'ny fisondrotan-karaman'ny sehatra tsy miankina amin'ity taona ity. Noresahana ny fanetsemana anaty karama ny fiakaran'ny vidim-piainana, ary miainga eo ny kajy fampiakarana hoy ny FISEMARE... ♦ Lany teny amin'ny Antenimieram-pirenena ny fanitsiana ny lalàna famaizana ireo mpanolana zaza tsy ampy taona. Voatazona ny fampiharana ilay " castration  chimique" ho an'ireo lehilahy voaheloka amin'izany fanolànana ara-nofo izany...

[audio src="/images/sounds/jmi-20240203.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Alatsinainy 13 jolay 2026

• Nodimandry androany teo amin'ny faha-98 taonany, i Mgr Raymond Razakarivony, Eveka emeritan'ny Diosezin'i Miarinarivo... • Manoloana izao zava-misy eto Madagasikara izao, dia ny fahaverezan'olona sy ny fahafatesan'olona, dia misy ny fanambarana sy ny fanentanana ary ny hafatra avy amin'ny Finvondronamben'ny Evekan'i Madagasikara... • Asehon'i Kristy ny fahalalahan-tananan'Andriamanitra mpamafy ny teny. Navoitran'ny Papa io nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...