♦ Maro ireo olona mpisandoka ny asan'ny mpahay momba ny kaonty sy ny ara-bola na ny EXPERT COMPTABLE et FINANCIER, izay manao fanambarana sy fampahafantarana amin'ny alalan'ny tambazotra serasera sy tranokala samihafa... ♦ Hampodiana eto Madagasikara farafahatarany ny faran'ny volana jolay 2024, ho avy izao ireo sokatra sy gidro nisy nanondrana an-tsokosoko tany Thaïlande... ♦ Misy fitanilàna ny fampiharana ny lalàna eto Madagasikara hoy ny solombavambahoaka voafidy teny amin'ny boriborin-tany fahadimy Antananarivo Renivohitra Fetra Razafitsimialona... ♦ Nanentana ny fianakaviana iraisam-pirenena i Papa François, mba hanao izao hoafany amin'ny fitondrana fanampiana any Gaza...

[audio src="/images/sounds/jmi-20240610.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Alatsinainy 13 jolay 2026

• Nodimandry androany teo amin'ny faha-98 taonany, i Mgr Raymond Razakarivony, Eveka emeritan'ny Diosezin'i Miarinarivo... • Manoloana izao zava-misy eto Madagasikara izao, dia ny fahaverezan'olona sy ny fahafatesan'olona, dia misy ny fanambarana sy ny fanentanana ary ny hafatra avy amin'ny Finvondronamben'ny Evekan'i Madagasikara... • Asehon'i Kristy ny fahalalahan-tananan'Andriamanitra mpamafy ny teny. Navoitran'ny Papa io nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...