• Resy teo amin'ny fihodinana fahatelo ny kandidà natolotr'i Madagasikara tamin'ny fifidianana filohan'ny Vaomieran'ny Vondrona Afrikanina. Ilay ministra Djibosianina, Yousouff Mahmoud Ali no voafidy amin'izany toerana izany...
  • Nanamafy ny maha antoko mpanohitra azy sy hanohy ny famondronan-kery miaraka amin'ny fanoherana hafa mitovy fomba fijery aminy ny HVM. Natomboka ny sabotsy teo ny taom-pikatrohana pôlitika 2025 ho azy ireo...
  • Olona maherin'ny 2.500 isa no tra-boina nanomboka ny sabotsy hariva teo, noho ny fiakaran'ny reniranon'i Sisaony. Nihoatry ny fetran'ny faritra mena 4 ny fiakaran'ny rano teny amin'ny Distrika Atsimondrano...
  • Nanamafy ny fanohanany an'i Israel amin'ny ady misy any Moyen-Orient i Etazonia. Nilaza ny lehiben'ny diplômasia amerikanina omaly fa tokony haringana ny vondrona hamas...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 13 jolay 2026

• Nodimandry androany teo amin'ny faha-98 taonany, i Mgr Raymond Razakarivony, Eveka emeritan'ny Diosezin'i Miarinarivo... • Manoloana izao zava-misy eto Madagasikara izao, dia ny fahaverezan'olona sy ny fahafatesan'olona, dia misy ny fanambarana sy ny fanentanana ary ny hafatra avy amin'ny Finvondronamben'ny Evekan'i Madagasikara... • Asehon'i Kristy ny fahalalahan-tananan'Andriamanitra mpamafy ny teny. Navoitran'ny Papa io nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...