• Mbola miato aloha anio alakamisy sy rahampitso zoma ny fampianarana ho an'ny Cisco miisa 5 eto amin'ny Faritra Analamanga : Cisco Antananarivo-renivohitra, Atsimondrano, Avaradrano, Ambohidratrimbo ary Manjakandriana...
  • Mitombo isa hatrany ny olona tra-boina vokatry ny ora-mikija ho an'ny ao Antananarivo-renivohitra sy ny Kaominina manodidina. Natoby eny amin'ny ANS Ampefiloha sy Kianja Barea Mahamasina ho an'ny ao an-drenivohitra...
  • Hikatona manomboka ny faran'ny volana aogositra 2025 izao ny biraon'ny FES eto Madagasikara. Nanapa-kevitra ny filan-kevi-pitantanan'ny FES any Berlin Allemagne fa hakatona ny birao miisa 9 eran-tany ka isan'izany ny eto Madagasikara...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 12 ôktôbra 2026

• Notontosaina ny sabotsy 10 ôktôbra 2026 ny Ivon'ny Fankalazana ny faha-30 taonan'ny Radio Don Bosco... Nampirisika ny mpino rehetra hanatanteraka ny vavaka Raozery isan-tonkantrano ny avy eo anivon'ny Ekipan'ny Raozery Nasionaly... • Nanentana antsika ny Ray masina mba hizara ny hafaliana tena izy...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...