♦ Tontosa ny sabotsy teo ny tantara an-tsehatra nolalaovin'ny mpilalao tantara eto amin'ny Radio Don Bosco. Tratra ny tanjona ho an'ny mpilalao sy ny mpikarakra ; naneho ny hafaliany ny mpijery...  ♦ Nihaona tamin'ireo tompon'andraikitry ny fampianarana tsy miankina ny minisitra telo tonta misahana ny fampianarana. Afaka manohy ny fandaharam-pianarana hatramin'izay ny sekoly tsy miankina. Mitohy hatrany anefa ny dinika... ♦ Traktera miisa 28 miaraka amin'ny kojakoja fampiasa aminy no natolotry ny Fanjakàna tamin'ny alalan'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika tao Antsirabe ny sabotsy teo...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 12 ôktôbra 2026

• Notontosaina ny sabotsy 10 ôktôbra 2026 ny Ivon'ny Fankalazana ny faha-30 taonan'ny Radio Don Bosco... Nampirisika ny mpino rehetra hanatanteraka ny vavaka Raozery isan-tonkantrano ny avy eo anivon'ny Ekipan'ny Raozery Nasionaly... • Nanentana antsika ny Ray masina mba hizara ny hafaliana tena izy...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...