• Norombahan'i Madagasikara ny anaram-boninahitra tompon-daka eran-tany amin'ny tsipy kanetibe, ho an'ny olona telo miaraka ho an'ny lehilahy, natao tany Thaillande… • Tsy eto an-tanindrazana ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika. Mivahiny any Djibouti, noho ny fanasan'ny filohan'ity firenena ity, nanomboka androany izy sy ny delegasiona miara-dia aminy… • Mahaleo tena ara-bary i Madagasikara, rehefa mahatratra 3 taonina isaky ny hekitara ny voka-bary eto amintsika. Izay no nambaran'ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fahaleovantena ara-tsakafo, raha nitatitra ny zava-bitan'ny minisitera tantanany izy…
Maro ireo mety ho diso fandraisana ny hevitry ny teny raha vao misy fahadisoana ny eo amin'ny lafiny fanoratana. "Zava-boahary" dia tsy manaraka fitsipika satria mirona amin'ny kamban-teny ho anarana ilay tiana havoitra ; "zavaboahary" no manaraka ny feni-panoratana ; tsy diso ihany koa anefa ny "zavaboary" izay teny vokatry ny fitsitsiana. Azo atao ny mampiasa "zana-peo sosona" dia " A na I" amin'ny voateny sasany toy amin'ny : aro - aaro, ato - aato, isa - miisa, itatra - miitatra, miizy - fiiziana. Amin'ny hevitra ara-pitsaràna ny hoe " atao omby sisa mita " dia midika hoe "miara-manefa, miara-tompon'antoko, miaraka amaharana...
• Nafindra ho isaky ny Alahadin'i Kristy Mpanjaka ny Andro Maneran-tany ho an'ny Tanora isaky ny Diosezy, nanomboka ny taona 2021… • Higadona rahampitso ao amin'ny Diosezin'i Tsiroanomandidy ny “reliques” an'i Md François d'Assie, manohy ny fitetezam-paritra ataony mialoha ny famaranana ny Jobily faha-800 taona nahafatesany… • Mitovy avokoa isika rehetra eo anatrehan'ny lalàn'Andriamanitra, hoy ny Ray masina nandritra ny vavaka Angelus omaly…
Ny vato fototra iorenan'ny fiangonana dia ireo Apôstôly, izany hoe ireo Eveka ankehitriny. Ny fianakaviana sy ny fiaraha-moina tsara fototra dia ireo mizotra amin'ny dian'ny Mpahary. Ny tokantrano maharitra rehetra dia naorina tamin'ny hitsim-po sy ny fahatsorana. Zava-dehibe ny fahatsorana, fahitsiny ary fahamarina eo amin'ny fiainana. Ny fianakaviana no fototra iorenan'ny fiaraha-monina, zava-dehibe ny fanomezan-danja ny fifanajana, fifanohanana, fifamenoana sy fifanampiana... Fandaharana "hono hoy aho Mompera", eto amin’ny Radio Don Bosco, isaky ny alarobia alina.
• Nafindra ho isaky ny Alahadin'i Kristy Mpanjaka ny Andro Maneran-tany ho an'ny Tanora isaky ny Diosezy, nanomboka ny taona 2021… • Higadona rahampitso ao amin'ny Diosezin'i Tsiroanomandidy ny “reliques” an'i Md François d'Assie, manohy ny fitetezam-paritra ataony mialoha ny famaranana ny Jobily faha-800 taona nahafatesany… • Mitovy avokoa isika rehetra eo anatrehan'ny lalàn'Andriamanitra, hoy ny Ray masina nandritra ny vavaka Angelus omaly…
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco