♦ Nitsidika tao FATIMA toerana nisehoan'i Masina Maria tamin'ireo ankizy miisa 3 mianadahy mpiandry ondry tamin'ny taona 1917 ireo Ekipan'ny Fahazavan'i Madagasikara nandray anjara tamin'ny JMJ tany Lisbonne Portugal... ♦ Mitsingerina androany ny faha-32 taonan'ny diaben'ny fahafahana notarihan'ny "hery velona Rasalama". Fidinana an-dalambe nankeny Iavoloha niafara tamin'ny rà mandriaka. Olona maro no namoy ny ainy, toa izany koa ireo naratra... ♦ Nanaitra ny mpitantana ny tanànan'Antananarivo renivohitra manoloana ny fivangongoan'ny fako amin'ny faritra maro ao an-drenivohitra indray ny mpikambana eo anivon'ny Antoko Politika Madio. Hetsika notanterahana teny Namontana...
♦ Nandalo tany Fatima, toerana nisehoan'i Masina Maria tamin'ireo ankizy telo mianadahy mpiandry ondry, tamin'ny taona 1917, ireo Ekipan'ny Fahazavan'i Madagasikara, nandray anjara tamin'ny JMJ natao tany Lisbonne Portugal... ♦ Fanambin'ny Filoha teo aloha, Hery Reajaonarimampianina, amin'izao fiverenany an-tanindrazana izao, ny famerenana amin'ny laonina ny fiainam-bahoaka... ♦ Nanaitra ny mpitantana ny Tananan'Antananarivo Renivohitra manoloana ny fivangongon'ny fako amin'ny faritra maro ao an-drenivohitra indray, ny mpikambana ao amin'ny Antoko Pôlitika Madio...
♦ Tsy hiadin-kevitra fa mihemotra eo amin'ny lafiny toe-karena sy sôsialy i Madagasikara hoy ny vondron'ireo manampahaizana nasiônaly na ny GEN. Soso-kevitra narosony ny fanovàna rafitra... ♦ Efa mandeha ny fifampidinihana hahafahana mamerina ireo petra-bola any amin'ny orinasam-panjakàna hafa, hoy ny filohan'ny filan-kevi-pitantanana eo anivon'ny CNaPs... ♦ Miteraka sakana amin'ny fotoana tokony hamoahan'ny mpanazatra ny lisitry ny Barea hiatrika ny lalaon'ny nosy, ireo lalao amin'ny fandaharam-potoana samihafa izay tsy maintsy atrehin'ireo mpilalao sasany natsoina handrafitra ny Barea... ♦ Lasibatry ny hafanana be ny any Espagne sy Portugal. Tombanana hihoatra ny 40°C any amin'ny faritra sasany...
♦ Hanamafy ny paikady hanamafisana ny fiarovana ny ain'ny mpanao gazety ny OJM. Hisy noho izany ny fihaonan'ny Olafitra amin'ny mpitandro ny filaminana... ♦ Nandray ny toerany ny tale jeneraly vaovao eo anivon'ny CNaPs Rahaingonjatovo Vimbina. Tontosa omaly ny famindram-pitantanana teo aminy sy ny tale jeneraly mpisolo toerana... ♦ Nanamafy Maître Rôrô fa hanao ny ezaka mba handrombahan'i Madagasikara ny medaly volamena mandritra ny lalaon'ny nosy. Efa 30 taona mantsy no tsy nisitrahana izany... ♦ Isan'ny handray anjara amin'ny fihaonana an-tampony handinihan'ny CEDEAO ny raharaha ao Niger rahampitso ny solontena manokana avy amin'ny vondrona eoropeana...
• Hotanterahana ny 16 sy 17 aogositra 2025 ny Jobily Nasionaly ho an'ny olom-boatokana... • Ny 22 hatramin'ny 24 aogositra 2025 no hanatanterahana ny “Lasy Fanantenana” ho an'ny Fanilon'i Madagasikara... • Nasandratra ho eo amin'ny laharan'ny Olontsambatra tamin'ny alahady 15 jona 2025 i Floribert Bwana Chui, tanora Congolais maty martiry teo amin'ny faha-26 taonany...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco