♦ Nitaraina ireo mpisolovava fa tsy misy antony intsony tokony hitazomana ireo voarohirohy tamin'ilay raharaha famonoana karana teny Ivandry. Naverina am-ponja indray moa izy ireo... ♦ Nitondra fanazavàna ny teo anivon'ny zandarimariam-pirenena, manoloana ilay raharaha fisakanana ny fiara nitondra ny mpitarika ny mpanohitra, Marc Ravalomanana... ♦ Efa tafavory eto Antananarivo avokoa nanomboka omaly ireo mpilalao mandrafitra ny Barea hiatrika fampivondronana...
♦ Tsy mazava ary tsy ara-dalana ny mbola hitazonana ireo olona efatra voarohirohy tamin'ny raharahan'ilay teratany karana hita faty teny Ivandry, hoy ireo mpisolovava niaro azy ireo, androany... ♦ Mpilalao enina tamin'ireo 35 nantsoin'ny mpanazatra ny Barean'i Madagasikara, Eric Rabesandratana, no tsy tonga. Mbola mikasa ny hiresaka mivantana amin'i Bolida kosa ity mpanazatra ity...
♦ Miantso vonjy ireo mponina any amin'ny Kaominina Ivondro, Lavaraty eto aloha, any Midongy-Atsimo, fa tsy misy mihitsy ny masoandro mihiratra ho azy ireo noho ny asan-dahalo... ♦ Ny votoatin'ny fanambarana iraisana momba ny teti-bolam-panjakana 2021 asiam-panitsiana, tamin'ny faran'ny herinandro teo nataon'ny vondrona fiaraha-monim-pirenena maromaro teto Madagasikara... ♦ Vadintany iray indray no niharan'ny fandrahonana hampiharana fitsaram-bahoaka noho ny fanatanterahana ny asany tany Antsirabe...
♦ Fotoana manan-danja ho an'ny Fiangonana maneran-tany ny fankalazana an'i Jesoa Kristy eo anivon'izao tontolo izao ao amin'ny Eokaristia, omaly. Fotoana nitsofandrano ny tanàna amin'ny alalan'ny sakramenta Masina... ♦ Hapetraka eny akaiky ny tanàna vaovao Tanamasoandro ny akademiam-pirenena avo lenta momba ny fanatanjahan-tena ho fanofanana ny tanora malagasy... ♦ Roa ny olona namoy ny ainy vokatry ny Coronavirus, teto Madagasikara, ny sabotsy teo, niisa 104 ireo sitrana...
• Hotanterahana ao amin'ny kianjan'ny Kolejy Masina Misely Amparibe ny alahady 21 septambra 2025, ny fanamasinana ho Eveka an'i Mompera Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana... • Nankalaza ny fanandratana ny Hazofijaliana Masina ny Diosezin'i Port-Bergé... • Mamelona indray ny fanantenana ny famafana ny ranomaso, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fankalazana ny Jobilin'ny Fanalana Alahelo...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco