♦ Handray ny asany amin'ny fomba ôfisialy rahampitso ny filoham-panjakàna ny kôlônely Randrianirina Michaël. Hianiana eny amin'ny Fitsaràna Avo momba ny Lalam-panorenena rahampitso, izy... ♦ Miantso ny vondrona afrikana, ny SADEC ary ny COI handefa iraka hanadihady ny zava-misy marina eto amin'ny firenena ny filan-kevi-pilaminana sy fandriampahalemana ao amin'ny vondrona afrikana... ♦ Andriamatoa Andrianasoloniaiko Siteny no lany filoha vaovaon'ny Antenimieram-pirenena. Hotanterahana anio ny famindram-pahefana eo aminy sy ny filoha teo aloha Tokely Justin...
• Ara-dalana ny fanapahana navoakan'ny HCC, ka tsy maintsy arahana, hoy ny Filoham-panjakana Kolonely Randrianirina Mickael androany... • Rava ny Birao maharitry ny Antenimieram-pirenena notarihan'Andriamatoa Tokely Justin. Niisa 127 ireo Solombavam-bahoaka nanaiky ny fanesorana ity Birao maharitra ity, tamin'ny alalan'ny latsa-bato androany... • Manome fe-potoana hatramin'ny zoma antoandro izao, ho an'ny Tale Jeneralin'ny Madagascar Airlaines, ny mpiasa ao amin'ity orinasa ity mba hanaovan'ity Tale Jeneraly ity fametraham-pialana...
♦ Nangataka tamin'ireo mpitarika ny tolona eny amin'ny kianjan'ny 13 mey mba hampitsaharana ny hetsika amin'izay ny filohan'ny filan-kevitra miaramila Kôlônely Michaël Randrianirina... ♦ Nilaza ny handefa iraka hanadiady sy hanelanelana momba ny toe-draharaha pôlitika eto Madagasikara ny SADC, araka ny fanambarana ôfisialy navoakany... ♦ Ahiana hitarika amin'ny fanasaziana an'i Madagasikara eo amin'ny sehatra fitanterana an'habakabaka iraisam-pirenena ny fikatsoan'ny asa eo anivon'ny "Aviation Civil de Madagascar"...
♦ Hisy anio ny fihaonana eo amin'ny filan-kevitra miaramila sy ny Fitsaràna Avo momba ny Lalam-panorenana ; hiroso amin'ny fanovana ireo mpikamban'ny birao maharitra ny eny anivon'ny antenimieram-pirenena... ♦ Nandray ny fitantanana ny firenena nanomboka omaly ny Kôlônely Michaël Randrianirina noho ny fahabangan-toeran'ny filoham-pirenena sy ny filohan'ny Antenimieran-doholona araka ny fanapahan'ny Fitsarana Avo momba ny Lalam-panorenana... ♦ Solombavambahoaka 130 no nampiato tamin'ny asany ny filoha Rajoelina nandritra ny fivoriana tsy ara-potoana teny amin'ny antenimieram-pirenena, omaly...
			Notendren’ny Papa Leon XIV ho Eveka mpandimby toerana (évêque coadjuteur) ao amin’ny Arsidiosezin’i Fianarantsoa i Mgr Jean Nicolas Rakotojaona, izay eveka mpanampy ao amin’ny Diosezin’i Morondava, ankehitriny.
Tohiny...
			I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
			Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco