♦ Miantso ny olom-pirenena rehetra indrindra fa ny mpanao politika hifanome tanana hikatsaka ny tombontsoa iombonan'ny vahoaka ny Vovonana Iombonan'ny Tanora Malagasy (COJM) Mifanatona sy miresaka amin'ny mpitondra isan-tsokajiny moa izy ireo manoloana izany... ♦ Manaitra ny Fanjakàna foibe handefa ara-potoana ny vola fanampiana ny Kaominina ny Ben'ny tanànan'i Bemasoandro-Itaosy, Distrika Antananarivo-Atsimondrano ; tsy ampy isahanana ny fampandehanana ny fampandrosoana ny hetra miditra hoy izy... ♦ Nomarihana omaly ny andro eran-tany ho an'ny olona manana fahasembanana. Faritra isan'ny nankalaza izany Amoron'i Mania...

♦ Tsy manaiky ny fanaratsiana atao amin'ny Ministry ny Fanabeazam-pirenena amin'izao fotoana izao ireo solombavambahoaka voafidy tany amin'ny Faritra atsimo-atsinanana. Misy ambadika politika mantsy izany hoy ny solombavambahoaka ao amin'ny Distrika Ifanadiana... ♦ Hampiasaina amin'ny fiara fitanteram-bahoaka indray ny karatra mena, rehefa tsy niasa intsony ny karatra maitso. Tetik'asa hisitrahan'ny olona manana fahasembanana sy ny zokiolona fivezivezena malalaka... ♦ Kapila mangirana osoka miisa 5.000isa no nodorana tao amin'ny Fokontany Morondava kaominina Antehiroka. maro no efa voasambotry ny BAP...

• Misy tetika politika ataon'ny antoko iray manana kandida ho Filohan'ny Repoblika, ny fanenjehana ny Minisitry ny Fanabeazam-pirenena tato ho ato, hoy ny Solombavam-bahoaka voafidy tany amin'ny Distrikan'Ifanadiana... • Hatsaraina ny fomba fisitrahan'ny olona manana fahasembanana sy ny zokiolona ny fiara fitateram-bahoaka. Hampiarina atsy ho atsy ny sata vaovao ifanarahan'ny mpitatitra sy ny mpitandro ny filaminana mpandrindra ny fifamoivoizana... • Nahitana sokatra 162 isa tao amin'ny trano fonenan'ny teratany Sinoa iray, mpitantana trano filokana na “casino”, etsy Ilaivola Ivato...

♦ Mitohy hatrany ny asan'ny vaomieram-pirenena mahaleontena misahana ny fifidianana (CENI), na miato aza ny fanavaozana isan-taona ny lisitry ny mpifidy... ♦ Efa niverina nanomboka ny 12 novambra teo ny famatsiam-bola avy amin'ny Banky Iraisam-Pirenena ho an'i Madagasikara, tetik'asa miisa 24 no voakasiky ny famatsiam-bola mitentina 4 miliara Dollar... ♦ Namoaka filazana loza manambana, miloko mavo, ho an'ny lemak'Antananarivo lalovan'ny renirano Sisaony ny APIPA, tamin'ny 8 ora maraina teo... ♦ Fanirian'ny Papa Léon-XIV amin'ny fitsidihana firenena manaraka ny hamangy firenena afrikàna, isan'izany ny any Algérie...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...