• Misitraka famatsiam-bola 10 tapitrisa Dolara, hiatrehana ny fiovan'ny toetrandro avy amin'ny tahirim-bola maitso, i Madagasikara... • Miandrandra mafy ny hihaona mivantana amin'ny mpikamban'ny Governemanta, ny ankamaroan'ireo Solombavam-bahoaka eny Tsimbazaza, amin'izao fivoriana ara-potoana faharoa izao... • Olona dimy mpanao trafikana rongony no efa voasambotra tany amin'ny Distrikan'i Betroka, ary an-taonina ireo rongony no efa tratra, vokatry ny ezaky ny zandary any an-toerana...

♦ Misokatra ho an'ny rehetra manana ny mari-pahaizana bakalôrea ny sekoly ambony mampianatra manokana ny Filôzôfia, tantanan'ny Fikambanan'ny Salezianina "ISSAFI" any Ankofafa - Fianarantsoa... ♦ Handraisana fepetra entitra sy haingana ireo tompon'andraikitra naha-tafa-poritsaka ny kôlônely Rakotomamonjy Patrick, izay natao fanadihadiana tao amin'ny toby hoy ny filoha Malagasy Rajoelina Andry... ♦ Pôlisy amperinasa no nanome ilay "cocarde" nampiasainà teratany vahiny tsy ara-dalàna tany Behenjy Faritra Vakinankaratra hoy ny fampitam-baovaon'ny Ministeran'ny Filaminam-bahoaka... ♦ Natomboka tamin'ny alalan'ny Lamesa ny Conclave androany 7 mey...

♦ Hanomoka anio alarobia 7 mey 2025 ny "conclave" ireo kardinal 133 hiatrika ny fifidianana izay ho Papa vaovao any Roma... ♦ Miezaka manakorontana saingy tsy misy mpihaino ny mpanohitra hoy ny filohan'ny antenimieran-doholona Richard Ravalomanana nandritra ny fanokafana ny fivoriana ara-potoanan'ireo Loholona omaly teny Anosikely... ♦ Ny alarobia 21 mey ho avy izao no  hiatrika fanadihadiana lalina momba ilay loza nahafatesan'olona miisa 4 teny By-Pass ilay teratany Sinoa voasaringotra tamin'iny loza iny, nalefa vonjimaika eny Tsiafahy izy mandra-piandry izany...

• Tsy nitsitsy fitenenana amin'ireo ambarany ho mpanakorontana ny firenena, ny Jeneraly Ravalomanana Richard, Filohan'ny Antenimieran-doholona androany, nandritra ny lahateny fanokafana ny fivoriana ara-potoana ho an'ny Antenimieran-doholona... • Nidoboka am-ponja vonjimaika eny Tsiafahy, ilay teratany sinoa nitondra fiara sy nanao lozam-pifamoivoizana teny amin'ny By-Pass, ka nitarika fahafatesan'olona... • 12 volana tao aorian'ny nampiharana ny lalana mifehy ny serasera no tokony nijoroan'ny ANRCM. 5 taona aty aoriana anefa, mbola mikatso eo anivon'ny Governemanta izany...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...