♦ Mankasitraka ny FFKM tamin'ny hafatra nomeny farany teo ny antoko Vahoaka Miray. Miantso ireo filoham-piangonana hirotsaka bebe kokoa amin'ny fitadiavam-bahaolana ho an'ny firenena ity antoko avy amin'ny fanoherana ity... ♦ Hitafa amin'ny vahoaka malagasy indray ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina amin'ny sabotsy hariva izao. Tafa, hanoavany tombana ny asan'ny fitondràna ho an'ny taona 2022 sy ny hatramin'izay... ♦ Mampitaraina mafy ny mpampiasa lalana ny fahasimban'ny lalam-pirenena faharoa mankany Toamasina ankehitriny. Vao mainka miha-potika ny RN2 amin'izao fotoam-pahavaratra izao, noho ny tsy fisian'ny fikojakojàna...

[Miara-dàlana] Zoma 19 septambra 2025

• Hotanterahana ao amin'ny kianjan'ny Kolejy Masina Misely Amparibe ny alahady 21 septambra 2025, ny fanamasinana ho Eveka an'i Mompera Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana... • Nankalaza ny fanandratana ny Hazofijaliana Masina ny Diosezin'i Port-Bergé... • Mamelona indray ny fanantenana ny famafana ny ranomaso, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fankalazana ny Jobilin'ny Fanalana Alahelo...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...