♦ Hifarana rahampitso ny fanalavam-potoana iray volana nomen'ny CENI hanohizana ny fanavaozana manontolo ny lisi-pifidianana. Manana hatramin'ny rahampitso ny olom-pirenena mbola tsy noraisina anrana tany antokan-trano, mba hanatona ny Fokontany misy azy... ♦ Nanome toky ny eo anivon'ny CTM fa tsy ho ambanin'ny 250.000Ariary ny karama farany ambany raikitra ho an'ity taona ity, na teo aza ilay marimaritra iraisana tamin'ny vondron'ny mpampiasa. Nanazava ny momba izay indrindra izy ireo... ♦ Misaona ny tontolon'ny kanto sy ny serasera an'onjam-peo. Nodimandry omaly teo amin'ny faha-56 taonany i Ulick Andriamanantena, mpilalao tantara sy mpanentana teo anivon'ny RNM sady Poeta...

Mba ho fanovana marina sy tena izy

“Aza asiana fiatsarambelatsihy ny fitiava-namana. Mankahalà ny ratsy ary miraiketa amin’ny tsara” (Rm 12,9). Hafatry ny Fivondronamben’ny Evekan’i Madagasikara, ho an’ny mpino kristianina katolika, ho an’ny mpitondra fanjakana, ho an’ny tanora Malagasy tsy an-kanavaka, ho an’ny mpiray tanindrazana, ary ho an’ny olona rehetra tsara sitra-po.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...