♦ Mibaribary ny sakatsakana atao amin'ny antoko pôlikita tsy mitovy hevitra amin'ny fitondrana manoloana ny fanehoan-kevitra ataony hoy ny filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina, nandritra ny tatitra nataony tamin'ny mpanoa gazety ny fitsidiham-paritra nataony no nanehoany izany omaly... ♦ Hanomboka ny 22 aogositra izao ny fanontàna ny kara-pifidianana araka ny tetiandron'ny CENI. Hifarana amin'ny alahady izao ny fanitsiana ireo tsy fahatomombanana anatin'ny lisitry ny mpifidy... ♦ Hihamafy ny endrika fitokonana ho ataon'ny SECES sampana Antananarivo. Hiala nenina farany izy ireo araka ny tapaka nandritra ny fivoriambe natao teny Ankatso, omaly...

[Miara-dàlana] Zoma 20 jona 2025

• Hotanterahana ny 16 sy 17 aogositra 2025 ny Jobily Nasionaly ho an'ny olom-boatokana... • Ny 22 hatramin'ny 24 aogositra 2025 no hanatanterahana ny “Lasy Fanantenana” ho an'ny Fanilon'i Madagasikara... • Nasandratra ho eo amin'ny laharan'ny Olontsambatra tamin'ny alahady 15 jona 2025 i Floribert Bwana Chui, tanora Congolais maty martiry teo amin'ny faha-26 taonany...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...