♦ Nôvisy 17 mirahalahy no nanonona ny voady voalohany ho ao amin'ny Fikambanan'ny Salezianina Don Bosco, tao amin'ny Centre Notre-Dame de Clairvaux androany... ♦ Namangy sy nakahery ny fianakavian'ireo 12 mianadahy namoy ny ainy tamin'ny fifanosehana tamin'ny fankokafana ny Lalaon'ny Nosy teny amin'ny Kianjan'i Mahamasina, ny Filohan'ny Repoblika mivady, androany tolakandro... ♦ Napetraka tamin'ny fomba ôfisialy androany ireo manamboninahitra ambony ho Jeneraly. Teny amin'ny Tobin'ny Vondron'ny Mpliatsaka an'elonaina Ivato, no nanatontosana izany...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 15 septambra 2025

• Avoaka amin'ny fomba ofisialy ny sabotsy 20 septambra 2025, ny Andiany Masindahy Augustin, eo anivon'ny Mpikabary Katolika... • Manentana antsika hivavaka ho an'ny fifandraisan'ny olombelona amin'ny voaary manontolo, ny Tambajotram-pivavahan'ny Papa Maneran-tany,  ho an'ity volana septambra ity... • Avy amin'ny Hazofijalina ny fiainana mandrakizay, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fandalinam-pinoana nataony nandritra ny vavaka Angelus, omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...