♦ Ho fantatra afaka roa andro izay ho Filohan'ny Repoblika, hitantana an'i Madagasikara ao anatin'ny dimy taona. Hotontosaina amin'ny zoma izao ny famoahan'ny HCC ny voka-pifidianana ôfisialy... ♦ Mbola manohy ny dingana entina hanatrarana ny fitakiany, ny vondron'ireo kandidà. Nisy ny fanaterany "mémorandum" teny amin'ny Vondrona Eorôpeana omaly... ♦ Maika loatra ny hanana ny diplaoma bakalôrea ireo mpianatra eny amin'ny lycée ka vitsy ireo misafidy ny "Série scientifique"...

Mba ho fanovana marina sy tena izy

“Aza asiana fiatsarambelatsihy ny fitiava-namana. Mankahalà ny ratsy ary miraiketa amin’ny tsara” (Rm 12,9). Hafatry ny Fivondronamben’ny Evekan’i Madagasikara, ho an’ny mpino kristianina katolika, ho an’ny mpitondra fanjakana, ho an’ny tanora Malagasy tsy an-kanavaka, ho an’ny mpiray tanindrazana, ary ho an’ny olona rehetra tsara sitra-po.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...