Ny Eglizy dia manana adidy amin'ny fanabeazana ny tompon'andraikitra isan-tsokajiny. Napoléon Bonaparte no nanorina sy namorina "code civil" ny taona 1804, ary saika izy avokoa no fototry ny lalàna sy ny rafitra misy ankehitriny. Isany soa napetrany tamin'izany ny famoronana ny sekoly, sy ny rafitra fitantanam-bolam-panjakana, ny fametrahana ny antenimieran-doholona sy ny rafitra fiarovana ny olona sy ny fananany.

Ny nampiavaka an'i Napoléon Bonaparte dia izy mametraka ho zava-dehibe ny fiaraha-miasa amin'ireo manodidina azy. Irina ho an'ny firenena ny hampiharana ireny lalan-tsaina ireny .

[Miara-dàlana] Alatsinainy 15 septambra 2025

• Avoaka amin'ny fomba ofisialy ny sabotsy 20 septambra 2025, ny Andiany Masindahy Augustin, eo anivon'ny Mpikabary Katolika... • Manentana antsika hivavaka ho an'ny fifandraisan'ny olombelona amin'ny voaary manontolo, ny Tambajotram-pivavahan'ny Papa Maneran-tany,  ho an'ity volana septambra ity... • Avy amin'ny Hazofijalina ny fiainana mandrakizay, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fandalinam-pinoana nataony nandritra ny vavaka Angelus, omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...