Alatsinainy 13 aprily 2020 — Alatsinainy amin'ny havaloanandron'ny Paka — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 28, 8-15 — Ity no andro nataon'ny Tompo, ka mifalia sy miravoa isika.
Alahady 12 aprily 2020 — Alahady Paka — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 28, 1-10 — Efa voavono i Kristy izay Paka ho antsika ao amin'ny Tompo.
Sabotsy 11 aprily 2020 — Sabotsy Masina — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 28, 1-10.
Zoma 10 aprily 2020 — Zoma Masina — Fijalian'i Jesoa Kristy Tompontsika nosoratan'i Masindahy Joany 18, 1-40 ; 19, 1-42 — Nanolo-tena hanaiky hatramin'ny fahafatesana ho antsika i Kristy, dia fahafatesana tamin'ny Hazofijaliana. Ho valin'izany kosa, dia nasandratr'Andriamanitra ambony indrindra Izy, ary nomeny Anarana mihoatra ny anarana rehetra.
Notendren’ny Papa François ho Eveka’ny Diosezin’i Fenoarivo-Atsinanana i P. Mareck Ochlak, Lehiben’ny Fikambanana Oblats de Marie Immaculée, ao amin’ny Province Pologne amin’izao fotoana izao.
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco