♦ Manomboka andro alarobian'ny lavenona ny karemy, ho an'ny kristiana katôlika manerana izao tontolo izao, misy ny hafatra mahakazika izany,... ♦ Miara-miasa amin'ny firenen-drehetra i Madagasikara ka manaja ny tsy fiandaniana, hoy ny praiministra, raha naneho hevitra manoloana ireo fihaonana samihafa amin'ireo masoivoho... ♦ Ahiana ny hilatsahan'ny sazy avy amin'ny Fifa ho an'ny baolina kitra malagasy, vokatry ny fitondrana ny disadisa anatin'ny FMF eny amin'ny fitsarana...
♦ Hisy ny fihaonana iarahana amin'ny Ministry ny fitsarana sy ireo vadin-tany mitokona handinihana ny olan'izy ireo... ♦ Kendrena hotokanana amin'ny fanombohan'ny fanamarihana ny faha-55 taonan'ny TVM amin'ny volana jolay izao ny Auditorium Havoria... ♦ Niainga omaly tetsy amin'ny HJRA ny caravane médicale ho firaisan-kina amin'ireo traboina. Clinique mobile miisa 04, miaraka amin'ny mpitsabo...
• Notontosaina ny sabotsy 10 ôktôbra 2026 ny Ivon'ny Fankalazana ny faha-30 taonan'ny Radio Don Bosco... Nampirisika ny mpino rehetra hanatanteraka ny vavaka Raozery isan-tonkantrano ny avy eo anivon'ny Ekipan'ny Raozery Nasionaly... • Nanentana antsika ny Ray masina mba hizara ny hafaliana tena izy...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco