Ilaina ny fahafantarana ny tantara, ny 14 oktobra dia daty manana ny tantarany ho an'ny firenena Malagasy, nahaterahan'ny Repoblika Voalohany. Nankalazaina ary natao ho fety hatramin'ny taona 1972, ny andro nahaterahan'ny Repoblika. Taty aoriana dia natambatra tamin'ny fankalazana ny 26 jona ny fetin'ny Repoblika sy ny fetin'ny Fahaleovantena. Nisy ireo dingana nolalovana mialoha ny 14 oktobra : ohatra ny 1944 nisian'ny Conférence de Brazzaville, izay niresahana ny famotsorana ireo firenena voazanaka ; teo koa ny Conférence de San Francisco ny taona 1945... Fandaharana "Mba ho vanona" iarahana amin'ny Jeneraly Désiré Ramakavelo...
• Hanamarika ny fetin'ny fanafahana ny Malagasy, rahampitso 14 ôktôbra. Mijanona ho andro fiasana anefa ny rahampitso, araka ny fampitam-baovao avy amin'ny Primatiora... • Naneho hevitra momba ny fanadihadiana natao amin'ny fampiharana ny fanomezana taratasy miantoka ny maha ara-biolojia ny vokatra ara-pamokarana ho an'ny tsena eto anatiny ny mpisehatra androany... • Mandray anjara amin'ny asa fanadiovana ny tanana, ho fiarovana ny tontolo iainana eto an-drenivohitra, ny Orange Madagasikara. Misy ny hetsika “Tanana madio”, tanterahana nanomboka ny 8 ôktôbra lasa teo, hatramin'ny androany, tamin'ny tanana samihafa...
Ny "andriana" avy amin'ny teny sanscrite midika hoe "ambony" na hoe "voalohany". Ny maha andriana dia tsy mifototra loatra amin'ny volon-koditra na toetry ny volo, fa amin'ny toetra amam-panahy kosa; ny andriana dia olona ambony manana ny hajany sy fahefana, iankinan'ny olona maro, to teny. Ny nipoiran'ny andriana dia avy any India, nanodidina ny taonjato faha-XVI. Tamin'ny taonjato faha-XVIII no nidiran'ny Andriana teto Madagasikara tany amin'ny faritr'i Maroantsetra. Ny faritra sy foko maro eto Madagasikara dia samy ahitana andriana. Ankehitriny dia amin'ny alalan'ny fanomezana mari-boninahitra no hanomezana haja olona...
• Notontosaina ny sabotsy 10 ôktôbra 2026 ny Ivon'ny Fankalazana ny faha-30 taonan'ny Radio Don Bosco... Nampirisika ny mpino rehetra hanatanteraka ny vavaka Raozery isan-tonkantrano ny avy eo anivon'ny Ekipan'ny Raozery Nasionaly... • Nanentana antsika ny Ray masina mba hizara ny hafaliana tena izy...
• Notontosaina ny sabotsy 10 ôktôbra 2026 ny Ivon'ny Fankalazana ny faha-30 taonan'ny Radio Don Bosco... Nampirisika ny mpino rehetra hanatanteraka ny vavaka Raozery isan-tonkantrano ny avy eo anivon'ny Ekipan'ny Raozery Nasionaly... • Nanentana antsika ny Ray masina mba hizara ny hafaliana tena izy...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco