Tsy misy fahafahana tsy misy lalàna, raha tsy izany dia tsy fahafahana fa baranahiny. Ohatra ny fahafahana maneho hevitra na ny fahafahana mivavaka. Ny ao ambadiky ny fahafahana dia ny safidy sy fahaiza-mandanjalanja. Katesizy momba ny hasina maha olona, iarahana amin'i P. Marcel Ranivomanalina.
Alakamisy 5 mey 2022 — Herinandro fahatelo fankalazana ny Paka — Tsy maintsy hijaly i Kristy sy hitsangan-ko velona; ary hiditra amin’ny voninahiny — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 6, 44-52
♦ Vitsy an'isa ny hisitraka ny fampakarana karama kanefa ny rehetra no miatrika ny fidangan'ny vidim-piainana, hoy ny antoko Otrikafo, androany... ♦ Tsy mitsaha-mitotongana ny fiainan'ireo mpamboly lavanila tao anatin'ny telo taona farany. Mitaky ny hanomezan-danja ny hetahetany ny koperativa sy ny fikambanan'ny mpamboly any Sava... ♦ Hanohana ny ekipam-pirenena Maki Ladies amin'ny lafiny rehetra kosa manomboka izao ny Filoha Rajoelina Andry sy ny fitondram-panjakana...
♦ Maro ny fepetra efa noraisin'ny fitondram-panjakana iatrehana ny fidangan'ny vidim-piainana, raha ny nambaran'ny Praiministra Ntsay christiana... ♦ Manjavozavo ny mety ho fiakaran'ny karama ho an'ireo mpiasa tsy voakasika mazava tao anatin'ny fampiakarana araka ny nambaran'ny filohan'ny repoblika hoy ny SSM... ♦ Mihamahazo vahana ankehitriny fakana an-keriny sy ny halatr'omby ataon'ny andian-dahalo any Menabe. Alina vao nisy fakana ankeriny tany Morondava...
• Avoaka amin'ny fomba ofisialy ny sabotsy 20 septambra 2025, ny Andiany Masindahy Augustin, eo anivon'ny Mpikabary Katolika... • Manentana antsika hivavaka ho an'ny fifandraisan'ny olombelona amin'ny voaary manontolo, ny Tambajotram-pivavahan'ny Papa Maneran-tany, ho an'ity volana septambra ity... • Avy amin'ny Hazofijalina ny fiainana mandrakizay, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fandalinam-pinoana nataony nandritra ny vavaka Angelus, omaly...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco