♦ Nahavita ny fihaonana notanterahana teto Madagasikara ireo lehiben'ny fikamban'ny Salezianin'i Don Bosco manerana ny faritr'i Afrika sy Madagasiraka miaraka tamin'ireo solontena isaky ny Province... ♦ Nangataka herinandro indray hamahana ny olan'ny fahatapatapahan'ny herinaratra eto Antananarivo sy ny manodidina ny tale jeneralin'ny orinasa JIRAMA sy ny Ministry ny Angovo sy Akoran'afo... ♦ Nanao hetsika firaisan-kina teny amin'ny fitsaràna tampony Anosy omaly ny sendikan'ny mpitsara, taraiky noho izany ny fanombohan'ny raharaham-pitsaràna ho an'ireo nanan-draharaha... ♦ Mitarika vonjimaika tamin'ny fifidianana filoham-pirenena Amerikanina ny kandidàn'ny repoblikanina Donald Trump...

♦ Nahavita ny fihaonana notanterahana teto Madagasikara ireo lehiben'ny Fikambanana Salezianina Don Bosco manerana ny Faritr'i Afrika sy Madagasikara, miaraka amin'ireo solontena isaky ny Province... ♦ Hihena hatrany amin'ny 80% ny delestazy ho an'Antananarivo sy ny manodidina, hoy ny Tale Jeneralin'ny Jirala androany. Ankoatra ny tsy fahampian'ny rano ao Andekaleka dia nanampy trotraka ny tsy fahampian'ny menaka mavesatra avy any Toamasina... ♦ Nanatanteraka hetsika ho firaisan-kina manoloana ny zava-nanjo ny namany, ny Sendikan'ny Mpitsara eto Madagasikara...

♦ Nandeha tamin'ny ampahany ny asam-pitsaràna teny Anosy ny maraina teo, nandritra ny hetsiky ny SMM. Hihaona amin'ireo tompon'andraikitra ambony ny fitakiana ireo mpitsara... ♦ Tokony hitandrina ny filoha amin'ny teny lazainy amin'ny vahoaka, manoloana ny olan'ny jiro sy rano ankehitriny hoy ny mpamakafaka raharaham-pirenena iray... ♦ Manomboka midina ny fari-pahaizan'ny mpianatra, noho ny delestazy misy amin'izao, hoy ireo mpampianatra. Maro ireo tsy miana-desona sy tsy mahavita enti-mody, noho ny tsy fisian-jiro amin'ny hariva... ♦ Sarona ny tambajotra mpanodikodina volam-panjakàna any Burkina-Faso. Mpiasa maro anivon'ny ministeran'ny asa any an-toerana no efa nosamborina sy natao fanadihadiana...

♦ Hampitsahatra ny asam-pitsaràna eny amin'ny Tribonaly anio ny Sendikàn'ny Mpitsara eto Madagasikara. Tsy eken'izy ireo ny fampiatoana mpitsara miisa 4 amin'ny asany tamin'ny fomba tsy ara-dalàna... ♦ Nanao fanambaràna omaly ny Ministeran'ny Fitsaràna momba ny anton'izao fampiatoana amin'ny asany ireo mpitsara miisa 4 ireo izao. Mandeha ny asam-pitsaràna hoy ny fanazavàna... ♦ Miverina mihamafy indray ny fahatapahan-jiro lavareny eto Antananarivo. Toerana vitsivitsy tao an-drenivohitra indray, tamin'ny alina no nahitàna fihetsiketsehana nanoherana izany... ♦ Hifidy izay ho filohany ny vahoaka amerikana anio talata...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 24 aogositra 2026

• Pretra 11 mirahalahy no nohamasinina tamin'ny sabotsy 22 aogositra 2026, ho an'ny Arsidiosezin'Antananarivo... • Nodimandry teo amin'ny faha-81 taonany ary faha-53 taona naha mpisoron'ny Avo indrindra azy, i Mompera Rakotomahefa Pierre Marcial... • Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny Papa Léon XIV, mba hampitombo ireo fepetra ahafahana misakana ny fihanaky tsimokaretina mitondra ny Ebola...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...