♦ Nilaza ny tonia mpampanoa lalàna eo anivon'ny fitsaràna omaly fa tsy azo havoaka ho fantatry ny rehetra ny anaran'ilay singa hita tamin'ny fitiliana tany Frantsa, momba ny raharaha Ambohimalaza... ♦ Tsy mbola nisy laza adina bakalôrea 2025 nivoaka mialoha ny fotoana hoy ny eo anivon'ny Ministeran'ny Fampianarana Ambaraotonga Ambony, omaly. Miantso ireo mpiadina, ray aman-dreny mba tsy hanana ahiahy izy ireo... ♦ Olona miisa telo no voasambotra ary mbola tsy tafaverina amin'ny fianakaviany, vokatry ny raharaha Base Toliara. Nafampàna ny toe-draharaha nanomboka ny faran'ny herinandro teo, hoy i Elia Rabevahiny, zanak'i Toliara-II...
• Mbola tsy nisy lazadina bakalorea 2025 nivoaka hatramin'izao, hoy ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana ara-tsiansa, androany... • Miisa telo ireo olona mbola tsy tafaverina any amin'ny ankohonany vokatry ny fampisamborana ataon'ireo tsy mitovy hevitra amin'ny tetikasa Base Toliara... • Dingana vaovao eo amin'ny fiaraha-miasan'i Frantsa sy i Mdagasikara ny taona 2025, hoy ny Masoivoho Frantsay, Arnaud Guillois androany, nandritra ny fankalazana ny fetim-pirenena frantsay...
♦ Niampy iray indray ireo olona namoy ny ainy, tamin'ilay fanapoizinana ara-tsakafo nitranga teny Ambohimalaza. Tafakatra 29 izany izao ireo maty tamin'ity raharaha ity... ♦ Havaozina ny seranam-piaramanidina ho an'ny sidina anatiny ety Ivato. Handanian'ny Ravinal Airports vola hatrany amin'ny 1,6 tapitrisa Euro izany fanavaozana izany, izay kendrena ho vita, mialohan'ny faran'ny taona... ♦ Nandiso ny vaovao miparitaka milaza ny fahitana ilay sambo A.W izay tsy hita popoka hatramin'izao ny MInistry ny Fitanterana. Nihaona tamin'ny fianakavian'ireo mpandeha tao amin'io sambo io tao Mahajanga izy... ♦ Antenaina hilamina amin'ny herinandro ho avy io ny ady misy amin'ny Palestiniana sy ny Israeliana any Gaza...
♦ Andrasana amin'ity herinandro ity ny fihaonana eo amin'ny Filoham-pirenena sy ny mpiasan'ny JIRAMA, momba ny fitokonan'izy ireo, efa nilaza ny Filoha fa vonona ny hihaona amin'ireo mpiasa... ♦ Olona miisa 4 no efa voasambotra ka ny telo amin'izany no nahiditra am-ponja vonjimaika noho ny raharaha famoahana laza adina Baccaloréat, mialohan'ny fotoana, nandray fanapahan-kevitra maromaro ny ministera mpiahy, hanomanana ny fanadinana amin'io herinandro ho avy io... ♦ Mitohy ny fijerena ny olan'ny aretina tazomoka, mamely any Ikongo, fitsaboana sy matsiana sakafo ireo tena marefo no natao voalohany...
“Aza asiana fiatsarambelatsihy ny fitiava-namana. Mankahalà ny ratsy ary miraiketa amin’ny tsara” (Rm 12,9). Hafatry ny Fivondronamben’ny Evekan’i Madagasikara, ho an’ny mpino kristianina katolika, ho an’ny mpitondra fanjakana, ho an’ny tanora Malagasy tsy an-kanavaka, ho an’ny mpiray tanindrazana, ary ho an’ny olona rehetra tsara sitra-po.
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco