Tsy tokony ho tara ny ady atao amin'ny valala any amin'ny tapany atsimon'ny nosy mba tsy hitarika fahavoazana goavana amin'ny famokarana sakafo eto Madagasikara. Antso avo nataon'ny sampan-draharahan'ny firenena mikambana misahana ny Fambolena sy ny Sakafo na ny FAO tamin'ny 10 septambra 2021 teo...

♦ Mivory ao Sambava mandinika ny olana mampikatso ny sehatry ny lavanila amin'izao fotoana izao ny vondrona iarahan'ireo mpisehatra rehetra "GPAS"... ♦ Ny hevitry ny fiaraha-monim-pirenena manoloana ny fifidianana izay ho solontenany ao amin'ny CENI... ♦ Efa ho efatra taona no tsy nisitraka ny tambikaramany ireo mpampianatra mpikaroka efa nisotro ronono kanefa mbola manohy ny asa...

Izay tsara fiomanana tsy ho tampohin'ny loza : fantaro ny vokatry ny fiovan'ny toetrandro eo amin'ny fahasalamana. Mihamafy ny voka-dratsin'ny fiovan'ny toetrandro amin'izao vanim-potoana iainantsika izao amin'ny lafiny ara-pahasalamana. Misy ireo fepetra noraisina tsara ho fantatry ny rehetra hitandrovana ny tontolo iainana sy hampihenana ny aretina sy ny fahavoazana ara-pahasalamana vokatra ny fahasimban'ny tontolo iainana.

♦ Tapaka ny lalana manodidina an'i Mahamasina anio noho ny famindràna fibaikoana ataon'ny Zandarimariam-pirenena eny an-toerana... ♦ Ho tanterahana anio Zoma ny Copries izay hamaritana ny daty fidirana eny anivon'ny Oniversitem-panjakàna, nisy ny soso-kevitra naroson'ny SECES... ♦ Miantso ny filohan'ny repoblika mba handray fepetra manoloana ny resabe amin'ny mpikamban'ny governemanta ny HCDDED...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 25 aogositra 2025

• Ho kristianina mitondra hazavana sy hafanana, hanome hafaliana sy fanantenana ho an'ny hafa. Izany hafatry ny Arsevekan'Antananarivon, nandritra ny fankalazana ny Andron'ny Diosezin'Antananarivo... • Nitombo roa indray ny pretra Saleziana Don Bosco. Notanterahana omaly, tany Betafo, ny fanamasinana azy ireo... • Nanatanteraka ny Andro Voalohany ho an'ny Ankizy tao amin'ny Diosezin'i Farafangana, nanomboka ny 22 hatramin'ny 25 aogositra 2025... 

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...