• Mbola ahitana sakana ny fanenjehana ireo mpiasam-panjakana ambony izay ahiahiana ho tafiditra amin'ny resaka kolikoly... • Hiakatra kianja anio amin'ny 5 ora hariva ny Ankoay ka hifandona amin'i Côte d'Ivoire. Lalao tafiditra amin'ny fifanintsanana amin'ny Afrobasket 2025... • Efa manomboka miarin-doha ny tontolon'ny fizahan-tany eto Madagasikara. 9 tapitrisa Euros no nateraky ny fikatonan'ny sisintany tamin'ny fotoanan'ny Covid...

• Manentana ny mpino katolika tsy an-kanavaka sy ny mpino rehetra izay tsara sitrapo, hivavaka ho an'ny Papa François, ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara... • Tsy nisy ny fampahafantarana mialoha ny antony sy ny fotoana hanatanterahana ny fanagiazana ny foiben-toeran'ny antoko HVM, hoy Andriamatoa Rasambany Alain Désiré... • Manamafy ny fahaiza-manaony amin'ny fandrindrana ny ady atao amin'ireo loza ara-tontolo iainana i Madagasikara. Nifarana omaly teny Ankorondrano, rehefa naharitra efarana, ny fiofanana IMS 300...

• Nilaza ho tsy mahafantatra mazava ny antony nanagiazana ny foiben'ny antoko HVM eny Andraharo, Andriamatoa Alain Désiré, Sekretera jeneralin'ny antoko... • Manamafy ny fahaiza-manaony amin'ny fandrindrana ny ady atao amin'ireo loza ara-tontolo iainana i Madagasikara. Nifarana androany teny Ankorondrano rehefa naharitra efarana ny fiofanana IMS 300... • Miandry fatratra ny fihaonana iarahana amin'ny Ben'ny Tanana vaovao, Harilala Ramanantsoa, ny Sendikan'ny Mpiasan'ny Kaominina Antananarivo Renivohitra na ny SMKAR...

  • Isan'ny lasibatry ny tondra-drano vokatry ny rotsak'orana teto an-drenivohitra ny teny Ankorondrano sy ny manodidina. Nitondra fanampiana ho azy ireo ny Solombavambahoaka voafidy Gasikara Fenosoa...
  • Homarihana any Mahajanga Faritr'i Boeny ny 4 hatramin'ny 8 marsa ho avy izao ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy...
  • Nahatontosa ny fambolen-kazo iraisana ny tao amin'ny Diôsezin'Antsiranana. Zanakazo 7.000 fototra no novolena tao Anivorano-Avaratra, Distrikan'Antsiranana-II...
  • Manao rano lava ny firariantsoa sy ny vavaka ho an'ny fahasalaman'ny Papa François mbola manaraka fitsaboana ao amin'ny Hopitaly GEMELLI. Hatramin'ny mpino avy amin'ny Eglizy Anglikanina miombom-po sy mivavaka ho an'izay fahasalaman'ny Papa izay...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...