♦ Efa mandray ny asany ny Lehiben'ny Faritra Fitovinany Razafitsiandraofa Jean Brunelle... ♦ Mbola misy sy mijoro ny Antoko AREMa na dia tsy eo amin'ny fitondrana intsony aza, hoy ireo mpikambana nandritra ny fankalazàna ny faha-50 taonan'ny antoko... ♦ Nisitraka fiofanana avy amin'ny biraom-pirenena misahana ny ady amin'ny famarinana olona ireo Sefo Fokontany... ♦ Nodimandry teo amin'ny faha-88 taonany, androany 23 marsa, ny Praiministra frantsay taloha Lionel Jospin...

♦ Nahoraka tao anatin'n faran'ny herinandro teo ny ampamoaka teny amin'ny tambajotran-tserasera ka voatonontonona tamin'izany ny anaran'ireo tompon'andraikitra ambony... ♦ Hiroso amin'ny fivoriana sy fikarakaràna ny fifidianana izay ho solontenany ao amin'ny CENI, anio, ny fiaraha-monim-pirenena sy ny CTOJM... ♦ Noraisina tamin'ny fomba ôfisialy ny sabotsy teo ny ampahany amin'ny fiantsonana ao amin'ny seranan-tsambon'i Toamasina. Nitarika izany ny Filohan'ny Fanavaozana Randrianirina Michaël... ♦ Miha henjana hatrany ny fifandrahonana eo amin'ny Téhéran sy Washington...

♦ Mitaky ny hamerenana ny fifidianana tany Amparafaravola ny kandidà ben'ny tanàna sady filohan'ny KMT, Kômity Miaro ny Tolona any an-toerana... ♦ Tsy hisy hahazo tombontsoa amin'ny hisian'ny korontana sy krizy pôlitika intsony eto Madagasikara hoy ny antoko RPMU, vondron'ny tia tanindrazana Malagasy tafaray... ♦ Hampiantrano ny andiany voalohany amin'ny kongresy momba ny nify aty amin'ny Ranomasimbe Indiana (C.D.O.I) i Madagasikara ny 30-31 oktobra ho avy izao... ♦ Hampihena tsikelikely ny fanafihana an'i Iran i Etazonia, raha ny nambaran'ny filoha Amerikana Donald Trump, tamin'ny tambazotra Truth...

♦ Nampitandrina ireo mpanao pôlitika sasany izay mikotrika fanakorontanana sy fanonganam-panjakàna ny COSOFAM vondron'ireo manamboninahitra lefitra eo anivon'ny Tafika Malagasy... ♦ Nosokafana tamin'ny fomba ôfisialy teny amin'ny Zaridainan'Anosy omaly zoma ireo hetsika fankalazana ny faha-79 taona ny tolom-panafahana 29 marsa 197... ♦ Nosokafana tamin'ny fomba ôfisialy, omaly, zoma, ary hitohy anio sabotsy eny Antaninarenina ny fanamarihana ny andron'ny Vehivavy sy ny Agrô-Ekôlôjia... ♦ Mbola mafy ny ady eo amin'i Iran sy Israely, nandefa missil roa tany Jerosalema i Iran omaly hariva...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...