• Manome 48 ora ireo tompon'andraikitra teo anivon'ny Fiadidiana ny Repoblika teo aloha, izay efa nesorina tamin'ny andraikiny, ny fitondram-panjakna ankehitriny mba hamerenan'izy ireo ny fitaovam-panjakana izay mbola ampiasainy... • Milaza ho tsy mahazaka ny ambaran'izy ireo ho tsindry sy fampihorohoroana ataon'ny Tale Jeneralin'ny CNAPMAD, ireo mpiasa sasantsasany eo anivon'ity orinasa ity... • Handray ny fihaonana antampon'ireo firenena Afrikana aty amin'ny faritra andrefana, misehatra amin'ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza, isika eto Madagasikara ny 25 hatramin'ny 27 novambra 2025...
• Namoaka filazana fandraisana Lehiben'ny Faritra, ny eo anivon'ny Minisiteran'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana. Manana hatramin'ny 28 novambra 2025 ireo maniry hanao izany... • Nisy ny fivoarana nentina teo amin'ny sehtra letisia, hoy ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana, Haingotiana Andriamadison, nandritra ny fanokafana ny taom-piotazana tany Toamasina... • Andalam-panamboarana ankehitriny ny fotodrafitr'asa, hanomezana fanofana arak'asa ka hampidi-bola ho an'ireo voafonja, any amin'ny Faritra Amoron'i Mania...
♦ Hihatra manomboka amin'ity volana novambra ity avokoa ireo tolotra momba ny fanampiana ny fianakaviana, ho an'ireo misitraka izany eo anivon'ny CNaPs... ♦ Mbola asa goavana ny fiarovana ny zon'ny ankizy eto Madagasikara satria mijanona an-taratasy fotsiny ny ankamaroan'izany... ♦ Nahemotra ny fandraisana ny antontan-taratasy ho an'ireo maniry ho "Agent de Police". Efa azo raisina eny amin'ny ENMG kosa ny taratasy fiantsoana ho an'ireo mpiadina voasoratra ara-dalàna amin'ny fifaninanana hidirana ho mpitsara... ♦ Miteraka ady hevitra be any Frantsa, ny filazàn'i Fabien Mandon fa tsy maintsy mahafoy ny zanany i Frantsa manoloana ny ambana ady amin'ny Rosia...
• Hiakatra avokoa manomboka amin'ity volana novambra ity, ireo tolotra momba ny fanampiana ny fianakaviana eo anivon'ny CNaPS. Hisondrotra 42 % ohatra, ny volan'ny bevohoka... • An-taratasy fotsiny no betsaka amin'ny fiarovana ny zon'ny ankizy eto Madagasikara, hoy ny PFSCE. Nomarihana androany teny Alarobia ny Andro eran-tany ho an'ny zon'ny ankizy... • Nahemotra ny fandraisana ny antontan-taratasin'ireo maniry ho “Agent de Police”. Ny fampitovian-jo ireo mpifaninana rehetra no anton'izany, hoy ny Minsiteran'ny Filaminam-bahoka...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco