♦ I Maroc no hifanandrina amin'ny Ekipa-pirenena Malagasy Barea, mandritra ny lalao famaranana ny CHAN 2024 ho atao ny Kenya ny sabotsy izao... ♦ Ilàna fanampahan-kevitra pôlitika sy fahasahiana ny fampiasana Fitsarana Avo (HCJ) raha te hanafoana ny tsy maty manota hoy ny solombavambahoaka Fetra Rakotondrasoa... ♦ Andro faharoa sady famaranana ny fanadinam-panjakàna ahazoana ny "Certificat d'Aptitude à l'Enseignement dans des Ecoles Primaires" anio alarobia 27 aogositra... ♦ Nanaiky ihany ny hanitarana ny fe-potoam-piasan'ireo tafika misatro mangan'ny firenena mikambana mampandry fahalemana eo anelanelan'i Israely sy Liban ry zareo be kintana...

• Miady dia miady ny lalao baolina kitra eo amin'i Madagasikara sy i Soudan. Lalao manasa-dalana voalohany amin'ny CHAN 2025 tanterahana any Tanzanie... • Ilana fanapahan-kevitra politika sy fahasahiana ny fampiasana ny rafi-pitsarana Fitsarana Avo na ny HCJ, raha te hanafoana ny tsimatimanota, hoy ny Solombavam-bahoaka Fetra Rakotondrasoa... • Nanome lanja ny fanabeazana ara-tontolo iainana ny Minisiteran'ny Fanabeazam-pirenena. Misy ny Ivon-toerana ibeazana ara-kolontsaina mirindra amin'ny tontolo iainana na ny IIKT, natokana hanabeazana ny olom-pirenena rehetra anavahana, eo ambany fiadidiany...

♦ Anio hariva ilay fotoan-dehibe ho an'ny Barean'i Madagasikara amin'ny lalao ankatoky ny famaranan'ny CHAN 2025. Tsy lalaovina fa tena alaina ho fandresena ny lalao amin'i Soudan hoy ny mpanazatra Maître Rôrô omaly... ♦ Mbola manamafy ny heviny ny KMF/Cnoe fa tokony hiantsoana ireo mpisehatra rehetra voakasika ny fanatsaràna ny lalàm-pifidianana... ♦ Miha-mihena ankehitriny ny velaran'ny farihin'Itasy noho ireo antony samihafa. Miha marivo ihany koa ny halaliny hoy ny tatitry ny sampandraharaha fanajariana ny tany sy tontolo iainana any an-toerana... ♦ Noroahin'i Australie hiala any aminy ny masoivohon'i Iran miasa any amin'ity firenena ity...

♦ Hiatrika ny dingan'y ankatoky ny famaranan'ny CHAN 2025 anio hariva ny Barean'i Madagasikara, hihaonana amin'i Soudan. Miandry fatratra izany ny mpitia baolina kitra malagasy... ♦ Tsy ny lalàna no ratsy fa miankinaé amin'ireo Parlemantera no afahana manenjika ny ministry ny fitanterana amin'ny raharaha Boeing 777, hoy ny mpahay lalàna Toavina Ralambomahay... ♦ Mitaky ny hisian'ny mangarahara amin'ny fanamboarana ny lalambe migodàna ireo solombavambahoaka mpanohitra. Tsy mahafeno ny fepetra maha-auto-route azy ilay lalana 8k vita, hoy Andriamatoa Todisoa Andriamampandry...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...