• Hampiantrano ny Kintana Maintin'i Ghana, any an-tanin'olona afaka ora vitsy, ny Barean'i Madagasikara... • Namoaka ny tatitra vonjy maika vokatry ny rotsak'orana eto Analamanga nanomboka ny 22 hatramin'ny androany 24 marsa 2025, ny Minisiteran'ny Atitany sy ny BNGRC... • Misy ireo sekoly mbola hampiato ny fampianarana ho an'ny rahampitso...

• Vaky androany vao maraim-be ny fefilohan'i Sisaony eny Ambohidava, Kaominina Ampitatafika. Mety ho anton'izany ny fiakaran'ny rano mihoatra ny fetra farany eny amin'ity renirano ity, nanomboka omaly... • Hanao antso tolo-bidy ho an'ireo mpisehatra vonona ho “Comptoir de l'Or” ny Minisiteran'ny Harena ankibon'ny tany sy ny Banky Foiben'i Madagasikara... • Nihaona tamin'ny Minisitra mpiahy ny solontenan'ireo mpiasan'ny fahasalamana. Noresahana ny famahana ireo olana nahatonga hetsika fikasana hampiato ny asa eny amin'ny hopitaly, ny herinandro teo...

• Miato ny fampianarana eny amin'ny Disitrika Atsimondrano anio alatsinainy. Anton'izany ny fiakaran'ny rano, izay namoahana filazana loza miloko mena, nanomboka omaly... • Nipoapoaka ny baomba mandatsa-dranomaso tao Toliara omaly. Nisy ny naratra tamin'ny fidirana an-tsehatry ny mpitandro ny filaminana, nanaparitaka ireo andian'olona manohitra ny Base Tuléar... • Fahazoan-dalana maromaro, hitrandraka harena ankibon'ny tany, no nofoanana. Nisy koa anefa ny famoahana fahazoan-dalana hitrandraka sy hikaroka. Manazava izany ny Minisitra tompon'andraikitra...

• Manahy ny hidiran'ny mpandraharaha tsy miankina hanana petra-bola eo anivon'ny orinasa Jirama, ny Sendikan'ny SMARM. Manosika azy ireo ho amin'izany fanahiana izany izay tapaky ny Filankevitry ny Minisitra tany Mahajanga... • Tsy tanteraka ny hetsiky ny Paramed eto Antananarivo, nanehoana fiombonam-po amin'ireo namany maty sy nisedra olana teo am-panatanterahana ny asany. Voasakana tsy hiditra ny Hopitaly HJRA izy ireo androany... • Tsy mbola ampy hitsarana ny mpanazatra Corentin Martins ny lalaon'ny Barea omaly, hoy i Maître Titi Rasoanaivo. Nambarany anefa fa nisy fiovana kosa ny ekipam-pirenena...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...