Nosokirin'i zaobavin'i Vola ny resaka kabary hoataon'i Dera nifanaovan'izy ireo tany Ambatomainty, raha nifanena teny an-dàlana izy ireo. Tapaka teo ny hevitra fa hiara-hisakafo any amin-dry Dera sy Vola izy ireo, ary amin'izay no hifanazavazavana sy hifampidinidinihana momba izany.
Teo anatrehan'izany adihevitra nafana dia nafana izany no nanontanian'ny filoham-pokontany izay mba hevitr'i Dera, saingy nambarany tsy am-pihambahambana fa tsy manan-kevitra ankoatra izay efa niaraha-nandre teo izy.
Nentanim-po avokoa ny mpandray anjara rehetra tao anaty fivoriana, ka tonga hatrany amin'ny fifampihantsiana teo amin'ny samy lehilahy ny resaka. Ny vehivavy moa dia mahatsiaro tena ho very zo tanteraka.
Nanatrika fivoriambem-pokonolona i Dera taorian'ny nandehanan'izy ireo nanao batsia an'i Rivo tany Ambatomainty, noho ny tsy fandriampahalemana sy ny horohoro iainan'ny vehivavy eto an-drenivohitra.
♦ Notanterahana ny sabotsy 23 marsa 2024 ny Sampankazon'ny Tanora tao amin'ny Zone Antsirabe Renivohitra... ♦ Eo am-panatanterahana sy famitana ny Fiangonana ao Tsinjorano, izay zana-piangonan'ny Eglizy Saint Sauveur Antanety Distrikan'Ambohimena, ny ao amin'ny Diôsezin'Antsirabe, ankehitriny... ♦ Nanamarika ny faha-100 taonan'ny Antilin'i Madagasikara, ny tao amn'ny Diôsezin'i Toamasina...
Tohiny...Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco