♦ Mitohy ao anatin'ny 15 andro eto amin'ny tanin'ny Repoblikan'i Madagasikara ny hamehana ara-pahasalamana araka ny tapaky Filankevitry ny Ministra omaly... ♦ Mbola tsy ahitana tranga Coronavirus eny anivon'ny fonja manerana an'i Madagasikara hoy ny Pretra Aumônier Nasiônalin'ny fonja... ♦ Nanofa fiara, dia an-tongotra, moto no namonjen'ireo zokiolona mpandray fisotroan-dronono ny toerana fakana vola...
Sabotsy 18 aprily 2020 — Sabotsy amin'ny havaloanandron'ny Paka — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Marka 16, 9-15 — Ity no andro nataon'ny Tompo, ka mifalia sy miravoa isika !
♦ Niampy enina indray ireo olona voamarina fa mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus eto Madagasikara raha ny vokatry ny fitiliana avy ao amin'ny Institut Pasteur androany antoandro... ♦ Hatramin'ny omaly 16 aprily dia olona 2152 no vita filitiana teny amin'ny Institut Pasteur... ♦ "Handroso maty raibe, hihemotra maty renibe", isan'ny fanehoan-kevitry ny Amiraly Didier Ratsiraka io tamin'ny tambazotra ara-tsôsialy...
♦ Mila fanaraha-maso akaiky any amin'ny hôpitaly ireo olona mitondra tsimok'aretina Coronavirus tsy ahitana soritr'aretina... ♦ Hasitrika anio ao amin'ny fasan-drazany ny nofo mangatsiakan'ny Profesora Rakotomaria Etienne. Malagasy mpikaroka fanta-daza nanana andraikitra ambony teto amin'ny firenena... ♦ Miantso vonjy amin'ny fanjakana ny Vovonan'ny Ovy any Vakinankaratra...
• Notanterahana androany ny Andron'ny Sekoly Katolika teto amin'ny Diosezin'Antananarivo, ka Eokaristia Masina notarihan'ny Arseveka no nanombohana izany... • Notanterahana ny 27 hatramin'ny 29 mey 2025, ny fihaonan'ireo mpanabe eo anivon'ny seminera, tao amin'ny Arsidiosezin'Antsiranana... • Antso voalohany ho antsika ny ho olombelona. Io no fampianarana nentin'ny Papa Léon XIV, nandritra ny Audience générale, ny alarobia teo...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco