♦ Nambara tamin'ny fomba ôfisialy omaly teny amin'ny Lapam-panjakàna Iavoloha ny maha Faritra faha-23 an'i Vatovavy. Natao sonia ny maha-manan-kery ny lalàna mifehy izany... ♦ Hanao tombana ny fanatanterahana ny fampanantenana nataon'ny mpitondra nandritra ny fampielezan-kevitra ny fiaraha-monim-pirenena. Nampahafantarina teny amin'ny foibe Arrupe Faravohitra ny tetik'asa BAROCI... ♦ Nampidirina am-ponja vonjy maika ireo tompon'andraikitra tamin'ny fanodikodinana ny fanampiana ho an'ireo lasibatry ny kere tany Atsimo...
Ny herisetra atao amin'ny zavaboary dia herisetra manohitra ny olombelona ary fahotana manohitra an'Andriamanitra, noho izany, misy fomba fandinika sy fandraisana ny zavatra rehetra tokony hanaja ny nandaharan'Andriamanitra azy ireny tsirairay. Katesizy momba ny firotsahana amin'ny fikambanana hikatsahana ny soa iombonana, iarahana amin'I P. Ranaivozanany Tine Jeannot.
Alakamisy 12 aogositra 2021 — Herinandro fahasivy ambin'ny folo mandavantaona — Izay mitandrina ny didin’i Kristy no manana ny fitiavana an’Andriamanitra lavorary ao aminy tokoa — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 18, 21 — 19, 1
♦ Nambara tamin'ny fomba ôfisialy androany, teny amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny maha faritra faha-23 an'i Vatovavy. Natao sonia ny maha manan-kery ny lalana mifehy izany... ♦ Hanao tomba ny fanatanterahana ny fampnantenana nataon'ny mpitondra nandritra ny fampielezan-kevitra ny fiaraha-monim-pirenena... ♦ Nampidirina am-ponja vonjy maika ireo tompon'andriakitra tamin'ny fanodikondinana ny fanampiana ho an'ireo lasibatry ny kere tany amin'ny faritra atsimon'ny nosy...
• Notanterahana androany ny Andron'ny Sekoly Katolika teto amin'ny Diosezin'Antananarivo, ka Eokaristia Masina notarihan'ny Arseveka no nanombohana izany... • Notanterahana ny 27 hatramin'ny 29 mey 2025, ny fihaonan'ireo mpanabe eo anivon'ny seminera, tao amin'ny Arsidiosezin'Antsiranana... • Antso voalohany ho antsika ny ho olombelona. Io no fampianarana nentin'ny Papa Léon XIV, nandritra ny Audience générale, ny alarobia teo...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco