♦ Nosokafana tamin'ny fomba ôfisialy, omaly, ny tranokalam-pifandraisana "Fitsaràna Valio ny Tarainako". Tranokala andraisana ny fitarainan'ny vahoaka momba ny raharaham-panjakàna sy ny zava-misy eny anivon'ny fonja... ♦ Tsy misy afatsy ny fampitomboana ny famokarana sy ny fanenàna ny fanafaran'entana avy an ivelany no hampamari-toerana ny vola malagasy hoy ny filohan'ny FIVMPAMA... ♦ Tsy hamaha olana amin'ny firongatry ny fanolanana ny zaza tsy ampy taona etsy sy eroa hoy Ramatoa Isabelle Delatre, lehiben'ny delegasiônan'ny vondrona eraopeana ny famosirana ara-tsimika... ♦ Mety hisy ny tsirim-panantenana hihatoan'ny ady eo amin'ny Israeliana sy ny Palestiniana hoy ny filoha amerikana Joe Biden...

♦ Mirongatra tato ho ato ny tsy fandriam-pahalemana eny amin'ny kaominina Alasora, Distrikan'Antananarivo Avaradrano. Nandray fepetra ny Ben'ny Tanàna ka hisy ny mpitandro filaminana hanara-maso ireo olona mampiahiahy... ♦ Miakatra ny tahan'ny vehivavy voan'ny homamiadan'ny vozon'ny tranon-jaza. Manohana amin'ny fanaraha-maso sy mitsabo ny vehivavy tratran'izany ny vondrona Akbaraly... ♦ Handray anjara amin'ny fifidianana solombavambahoaka sy ben'ny tanàna amin'ity taona ity ny antoko AREMA... ♦ Maherin'ny 30.000 ny miaramila Ukreniana maty nandritra ny ady natrehany tamin'i Rosia tao anatin'ny 2 taona...

♦ Miaina anaty tebiteby tsy antoandro tsy alina, ny mponina ao amin'ny fokontany maromaro manodidina ny Kaominina Alasora tato ho ato. Nandray fepetra noho izany ny Ben'ny Tanàna... ♦ Tontosa ny fivoriamben'ny Vaomieran'asa misahana ny fahasalamana, na ny CES, izay eo ambany fiahian'ny Fivondronamben'ny Eveka. Norafetina mandritra izany ny drafitrasa ho an'ity taona ity... ♦ Hanome tanana amin'ny fananganana ny toha-drano hahazoana herinaratra any Volobe sy Sahofika, ny Vondrona Eorôpeanina...

♦ Nanentana ireo tanora mandranto fianarana eny amin'ny Anjerimanontolo ny Arsevekan'Antsiranana, nandritra ny fitsidihany ny Aomôneria Katôlikan'ny Oniversiten'Antsiranana omaly, fa voafetra ny lôjikan'izao tontolo izao... ♦ Nanatanteraka fihaonambe ny Garde d'Honneur-n'ny Fo Masin'i Jesoa, tao amin'ny Diôsezin'i Toamasiana, nanomboka ny 23 hatramin'ny 25 febroary 2024... ♦ Ezahana ho tanterahana isan-taona ny hetsika fambolen-kazo, ho an'ny Kôlejy Masina Misely Itaosy...

Mba ho fanovana marina sy tena izy

“Aza asiana fiatsarambelatsihy ny fitiava-namana. Mankahalà ny ratsy ary miraiketa amin’ny tsara” (Rm 12,9). Hafatry ny Fivondronamben’ny Evekan’i Madagasikara, ho an’ny mpino kristianina katolika, ho an’ny mpitondra fanjakana, ho an’ny tanora Malagasy tsy an-kanavaka, ho an’ny mpiray tanindrazana, ary ho an’ny olona rehetra tsara sitra-po.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...