Sabotsy 25 marsa 2023 — Ny nilazana fa haka nofo ny Tompo — Fankalazana manetriketrika — Tonga nofo ny Teny ka nonina taty amintsika; ary nibanjina ny voninahiny izahay — Evanjely Masina nosoratan’i Masindahy Lioka (Lk. 1, 26-38)
♦ Voasolo tena avokoa ireo ankolafin-kery rehetra, nandritra ilay fampihaonana momba ny zotram-pifidianana, nokarakarain'ny CENI androany, teny Alarobia... ♦ Niala tsy ho ao anatin'ny kômity mpanara-maso eo anivon'ny Fitsarana miady amin'ny kolikoly, na PAC, intsony ny Fiarahamonim-pirenena. Nanao fanambarana izy ireo androany, nilaza fa miteraka korontana ara-pitantanana ilay lalana Idealson, nolaniana tamin'ny taona 2021... ♦ Tsy nisy afa-tsy 7,84% ny taham-panaovam-bakisiny fanefitry ny Covid-19, teto Madagasikara, tao anatin'ny roa taona. Nahazo daozim-bakisiny "Pfizer" maherin'ny 7 alina indray isika Malagasy androany, hampitomboana isa izay fanaovam-bakisiny izay...
♦ Fahatsiarovan-tena hanova ny zava-misy mampijaly no tanjona ho an'ny dinika marolafy notanterahina tao amin'ny Seminera zokiny Antsiranana nanomboka ny 20 mars 2023... ♦ Mila ofanina sy beazina hahay hitsikera sy haneho ny maha-izy azy ny tanora, hoy i P. Alphonse Awoudou, Mpanolo-tsaina jeneraly misahana an'i Afrika sy Madagasikara ao amin'ny Fikambanana Salezianin'i Don Bosco... ♦ Mila arovana ny trano mba hahafahan'ny taranaka aoriana misitraka azy, hoy ny Papa François...
Mandrava ny voly, seha-piveloman'ny tantsaha ny bibikely mpanimba voly tato ho ato. Velon-taraina ny mpamboly any ambanivohitra manoloana izany. Hirika iray ahafahana miady amin'izany no entin'i Papa Bio, na Ranaivoarison Basile.
• Miorina amin'ny fanantenana hadio toa an'i Kristy. Io no teny hifanentanan'ireo Fanilon'i Madagasikara manatanteraka Lasy Nasionaly, nanomboka ny 18 hatramin'ny 23 aogositra 2025... • Tanora, mpivahiny masina miisa 869 no nahatanteraka ny Andron'ny Tanora ho an'ny Diosezin'i Mahajanga, tamin'iny herinandro lasa teo iny... • Notanterahana tao amin'ny Diosezin'Ambanja ny Fivahinianana Masina andiany faha-2 ho an'ny Vondrona Iniasianina...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco